Jakoba 1:1 - DIEM PROTESTANTA1 Avy amiko Jakôba ity taratasy ity, dia izaho mpanompon’Andriamanitra sady mpanompon’i Jesoa Kristy Tompo. Miarahaba anareo vahoakan’Andriamanitra rehetra miely patrana eran-tany aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 I Jakoba, mpanompon’Andriamanitra sy Jesosy Kristy Tompo no mamangy ny foko roa amby folo monina any am-pielezana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Avy amiko Jakôba ity taratasy ity, dia izaho mpanompon’Andriamanitra sady mpanompon’i Jesoa Kristy Tompo. Miarahaba anareo vahoakan’Andriamanitra rehetra miely patrana eran-tany aho. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 I Jakôba, mpanompon’Andriamanitra sy i Jesoa Kristy, miarahaba ny foko roa ambin’ny folo, izay miely any rehetra any. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 JAKOBA, mpanompon’Andriamanitra sy Jesosy Kristy Tompo, mamangy ny firenena roa ambin’ny folo monina any am-pielezana. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Jakoba, mpanompon'Andriamanitra sy Jesosy Kristy Tompo, mamangy ny firenena roa ambin'ny folo monina any am-pielezana. Jereo ny toko |
I Jakôba sy i Petera ary i Jôhany, izay samy noheveriko ho filoha, dia niaiky izany tombon-tsoa nomen’Andriamanitra ahy izany ary nandray tanana ahy sy nandray tanana an’i Barnabà ho mariky ny fiombonana. Koa nifanarahana fa izaho sy i Barnabà dia hiasa any amin’ny hafa firenena, ary izy ireo kosa hiasa eo amin’ny Jiosy.