Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina, ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa izay samy zanakalahin’i Saoly.
1Tantara 9:39 - DIEM PROTESTANTA I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkîsa ary i Abinadaba sy i Esbahala. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Nera no niteraka an’i Kisy; i Kisy no niteraka an’i Saoly; i Saoly no niteraka an’i Jonatana, i Malky-Soa, i Abinadaba ary i Esbala. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkîsa ary i Abinadaba sy i Esbahala. Baiboly Katolika I Nera niteraka an’i Kisa, i Kisa niteraka an’i Saola, i Saola niteraka an’i Jonatàna, i Melkisa, i Abinadaba, ary i Esbaala. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Nera niteraka an’i Kisy; ary Kisy niteraka an’i Saoly; ary Saoly niteraka an’i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Malagasy Bible Ary Nera niteraka an'i Kisy; ary Kisy niteraka an'i Saoly; ary Saoly niteraka an'i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. La Bible en Malgache I Nera no niteraka an’i Kisy; i Kisy no niteraka an’i Saoly; i Saoly no niteraka an’i Jonatana, i Malky-Soa, i Abinadaba ary i Esbala. |
Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina, ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa izay samy zanakalahin’i Saoly.
I Miklôta no ray niteraka an’i Simamy: izy mianaka ireto dia niara-nonina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema ka nifanandrify fonenana taminy.
Koa tamin’ny andro nipoahan’ny ady dia tanam-polo no nentin’ny miaramila israelita; i Saoly sy i Jônatàna zanany ihany no mba nanana sabatra sy lefona.
Indray andro, dia hoy i Jônatàna zanakalahin’i Saoly tamin’ny zatovolahy mpitondra ny fitaovam-piadiany: –Andeha hotafihintsika ny tobin’ny miaramila Filistinina erỳ ampita erỳ. Nefa tsy nampandre an-drainy i Jônatàna.
Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa, izay samy zanakalahin’i Saoly.