Ny zanakavavin’i Efraîma dia i Seerà, izay nanorina an’i Bety-Hôrôna ambany sy i Bety-Hôrôna ambony ary i Ozena-Seerà.
1Tantara 7:25 - DIEM PROTESTANTA I Refa no zanakalahin’i Berihà, i Resefa zanakalahin’i Refa, i Telà zanakalahin’i Resefa, i Tahàna zanakalahin’i Telà, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Refa sy i Resefa no zanakalahin’i Beria; i Tela no zanakalahin’i Resefa; i Tahana no zanakalahin’i Tela; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Refa no zanakalahin’i Berihà, i Resefa zanakalahin’i Refa, i Telà zanakalahin’i Resefa, i Tahàna zanakalahin’i Telà, Baiboly Katolika I Rafà zanany sy i Resefa, i Tale zanany, i Taàna zanany, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Refa sy Rasefa no zanakalahin’i Beria, Tela no zanakalahin’i Rasefa, Tahana no zanakalahin’i Tela, Malagasy Bible Ary Refa sy Rasefa no zanakalahin'i Beria, Tela no zanakalahin'i Rasefa, Tahana no zanakalahin'i Tela, La Bible en Malgache I Refa sy i Resefa no zanakalahin’i Beria; i Tela no zanakalahin’i Resefa; i Tahana no zanakalahin’i Tela; |
Ny zanakavavin’i Efraîma dia i Seerà, izay nanorina an’i Bety-Hôrôna ambany sy i Bety-Hôrôna ambony ary i Ozena-Seerà.
i Lahadàna zanakalahin’i Tahàna, i Hamihoda zanakalahin’i Lahadàna, i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda,