Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 6:12 - DIEM PROTESTANTA

i Eliela zanakalahin’i Tôa, i Jerôhama zanakalahin’i Eliela, (ary i Samoela zanakalahin’i Jerôhama).

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Eliaba no zanakalahin’i Nahata; i Jerohama no zanakalahin’i Eliaba; i Elkana no zanakalahin’i Jerohama.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Eliela zanakalahin’i Tôa, i Jerôhama zanakalahin’i Eliela, (ary i Samoela zanakalahin’i Jerôhama).

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

i Eliaba zanany, i Jerôhama zanany, i Elkanà zanany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Eliaba no zanakalahin’i Nahata, Jerohama no zanakalahin’i Eliaba, Elkana no zanakalahin’i Jerohama.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Eliaba no zanakalahin'i Nahata, Jerohama no zanakalahin'i Eliaba, Elkana no zanakalahin'i Jerohama.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Eliaba no zanakalahin’i Nahata; i Jerohama no zanakalahin’i Eliaba; i Elkana no zanakalahin’i Jerohama.

Jereo ny toko



1Tantara 6:12
6 Rohy Ifampitohizana  

dia i Elkanà zanakalahin’i Mahata, i Tsofo zanakalahin’i Elkanà, i Tôa zanakalahin’i Tsofo,


Ny zanakalahin’i Samoela dia i Jôela ny zokiny ary i Abià ny zandriny.


sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa


i Seraià, zanakalahin’i Hilkià sy zafin’i Mesolama sy zafiafin’i Tsadôka sy zafin-dohalik’i Meraiôta ary zafin-kitrokelin’i Ahitoba mpanapaka ny tempoly;


i Seraià, zanakalahin’i Hilkià sy zafin’i Mesolama sy zafiafin’i Tsadôka sy zafin-dohalik’i Meraiôta ary zafin-kitrokelin’i Ahitoba mpisorombe;


Tao Ramà, tany amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma, dia nisy lehilahy anankiray anisan’ny taranak’i Tsofo. Io lehilahy io dia natao hoe Elkanà, zanak’i Jerohama, zafikelin’i Elihò, zafiafin’i Tôhò ary zafindohalik’i Tsofo.