Taranak’i Jôela: i Semahià zanakalahin’i Jôela, i Gôga zanakalahin’i Semahià, i Simehỳ zanakalahin’i Gôga,
1Tantara 5:5 - DIEM PROTESTANTA i Mikà zanakalahin’i Simehỳ, i Reaià zanakalahin’i Mikà, i Bahala zanakalahin’i Reaià, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Mika no zanakalahin’i Simey; i Reaia no zanakalahin’i Mika; i Baala no zanakalahin’i Reaia; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Mikà zanakalahin’i Simehỳ, i Reaià zanakalahin’i Mikà, i Bahala zanakalahin’i Reaià, Baiboly Katolika i Mikà zanany, i Reià zanany, i Baala zanany, Baiboly Protestanta Malagasy Mika no zanakalahin’i Simey, Reaia no zanakalahin’i Mika, Bala no zanakalahin’i Reaia, Malagasy Bible Mika no zanakalahin'i simey, Reaia no zanakalahin'i Mika, Bala no zanakalahin'i Reaia, La Bible en Malgache i Mika no zanakalahin’i Simey; i Reaia no zanakalahin’i Mika; i Baala no zanakalahin’i Reaia; |
Taranak’i Jôela: i Semahià zanakalahin’i Jôela, i Gôga zanakalahin’i Semahià, i Simehỳ zanakalahin’i Gôga,
ary i Beerà zanakalahin’i Bahala; io Beerà io, izay nentin’i Tiglato-Pilesera mpanjakan’i Asiria ho babo, no filohan’ny Reobenita.