omby mifahy folo, omby an-tondraka roapolo ary ondry zato, afa-tsy ny biby hafa toy ny diera sy ny gazela ary ny osy mbamin’ny gisa matavy.
1Tantara 28:3 - DIEM PROTESTANTA Fa hoy Andriamanitra tamiko: «Tsy hanorina tempoly hanajana Ahy ianao, satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an’ny anarako ianao satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy Andriamanitra tamiko: «Tsy hanorina tempoly hanajana Ahy ianao, satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra». Baiboly Katolika Fa hoy Andriamanitra tamiko: ‹Tsy hanao trano ho an’ny Anarako ianao, fa lehilahy mpiady ary mpandatsa-dra.› Baiboly Protestanta Malagasy nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an’ny anarako hianao, satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra. Malagasy Bible nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an'ny anarako ianao, satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-drà. La Bible en Malgache nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an’ny anarako ianao satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra. |
omby mifahy folo, omby an-tondraka roapolo ary ondry zato, afa-tsy ny biby hafa toy ny diera sy ny gazela ary ny osy mbamin’ny gisa matavy.
–Ndeha lazao amin’i Davida mpanompoko fa Izaho TOMPO dia manambara izao hafatro izao: ‹Tsy ianao no hanao tempoly hitoerako.
saingy niantefa tamiko ny tenin’ny TOMPO hoe: «Be ny ra efa nalatsakao tamin’ireo ady lehibe efa nataonao ka tsy ianao no hanorina trano ho Ahy, satria be ny ra efa nalatsakao tamin’ny tany teo imasoko.