sy niampy an’i Tsadôka, tovolahy maherifo, niaraka tamin’ny 22 lahy samy filoha teo amin’ny fianakavian-drainy.
1Tantara 27:17 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny fokon’i Levỳ, dia i Hasabià zanakalahin’i Kemoela. Tamin’ny taranak’i Aharôna, dia i Tsadôka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tamin’ny levita dia i Hasabia, zanakalahin’i Kemoela; tamin’ny Aronita dia i Zadoka; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny fokon’i Levỳ, dia i Hasabià zanakalahin’i Kemoela. Tamin’ny taranak’i Aharôna, dia i Tsadôka. Baiboly Katolika amin’ny Levita: i Hasabiasa zanak’i Kamoela; amin’ny fianakavian’i Aarôna, i Sadôka; Baiboly Protestanta Malagasy tamin’ny Levita dia Hasabia, zanakalahin’i Kemoela; tamin’ny Aronita dia Zadoka; Malagasy Bible tamin'ny Levita dia Hasabia, zanakalahin'i Kemoela; tamin'ny Aronita dia Zadoka; La Bible en Malgache tamin’ny levita* dia i Hasabia, zanakalahin’i Kemoela; tamin’ny Aronita dia i Zadoka; |
sy niampy an’i Tsadôka, tovolahy maherifo, niaraka tamin’ny 22 lahy samy filoha teo amin’ny fianakavian-drainy.
Toraka ireo rahalahiny, taranak’i Aharôna, ny levita koa dia mba notsinjaraina fanompoana tamin’ny antsapaka teo anatrehan’i Davida mpanjaka, teo anatrehan’i Tsadôka sy i Abimelèka, ary teo anatrehan’ny loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny loham-pianakavian’ny levita: samy natao antsapaka mifanarakaraka na ny fianakavian’ny zokiny na ny fianakavian’ny zandriny.
Hita ho maro kokoa ireo lehilahy loham-pianakaviana tamin’ny taranak’i Elehazara noho ny tamin’ny taranak’i Itamara; ka ny taranak’i Elehazara dia notsinjaraina hisy loham-pianakaviana 16, ary ny taranak’i Itamara dia notsinjaraina hisy loham-pianakaviana valo.
Tamin’ny taranak’i Hebrôna, dia i Hasabià sy ny havany, izay nisy olom-banona 1 700 lahy, no mpifehy ny faritr’i Israely andrefan’i Jôrdàna amin’ny raharaha rehetra momba ny TOMPO sy momba ny fanompoana ny mpanjaka.
Ireto avy no filohan’ny fokon’i Israely: Tamin’ny fokon’i Reobena, dia i Elihezera zanakalahin’i Zikrỳ. Tamin’ny fokon’i Simehôna, dia i Sefatià zanakalahin’i Mahekà.
Tamin’ny fokon’i Joda, dia i Elihò izay isan’ny rahalahin’i Davida. Tamin’ny fokon’i Jisakara, dia i Hômrỳ zanakalahin’i Mikaela.