1Tantara 6:38 - DIEM PROTESTANTA38 i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba, ary i Ahimahatsa zanakalahin’i Tsadôka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 i Zadoka no zanakalahin’i Ahitoba; i Ahimaza no zanakalahin’i Zadoka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba, ary i Ahimahatsa zanakalahin’i Tsadôka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika38 i Akitoba zanany, i Sadôka zanany, i Akimaasa zanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Zadoka no zanakalahin’i Ahitoba, Ahimaza no zanakalahin’i Zadoka. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Zadoka no zanakalahin'i Ahitoba, Ahimaza no zanakalahin'i Zadoka. Jereo ny toko |