Ny zanakalahin’i Kehata dia efatra: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.
1Tantara 26:23 - DIEM PROTESTANTA Ho an’ny Hamramita sy Jitseharita ary Hebrônita sy Hozielita, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ho an’ny Hamramita sy Jitseharita ary Hebrônita sy Hozielita, Baiboly Katolika Tamin’ny Amramita, ny Isaarita, ny Hebrônita ary ny Ozihelita, Baiboly Protestanta Malagasy Tamin’ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita Malagasy Bible Tamin'ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita La Bible en Malgache Tamin’ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita |
Ny zanakalahin’i Kehata dia efatra: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.
sy ireo zanakalahin’i Jehielỳ, ary koa i Zetama sy i Jôela rahalahin’i Jehielỳ, samy loham-pianakaviany avy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy tao an-tranon’ny TOMPO.
dia i Sobaela, zanakalahin’i Gersôma sy zafin’i Mosesy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy.
Ary ny anaran’ny zanakalahin’i Kehata dia ireto avy: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela ka izy efa-dahy no razan’ny tarika avy aminy.
I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.