Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 26:24 - DIEM PROTESTANTA

24 dia i Sobaela, zanakalahin’i Gersôma sy zafin’i Mosesy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 dia i Seboela, avy tamin’ny taranak’i Gersoma, zanak’i Mosesy, no tonian’ny efitrano fitahirizana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 dia i Sobaela, zanakalahin’i Gersôma sy zafin’i Mosesy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 dia i Soboela zanak’i Gersôna zanak’i Môizy, no toniany ambony indrindra amin’ny rakitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 dia Seboela, avy tamin’ny taranak’i Gersona, zanak’i Mosesy, no tonian’ny rakitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 dia Seboela, avy tamin'ny taranak'i Gersona, zanak'i Mosesy, no tonian'ny rakitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 dia i Seboela, avy tamin’ny taranak’i Gersoma, zanak’i Mosesy, no tonian’ny efitrano fitahirizana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 26:24
6 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ireo zanak’i Elihezera dia i Rehabià no loham-pianakaviana, sady tsy nanan-janakalahy hafa i Elihezera; kanefa maro dia maro ny zanakalahin’i Rehabià.


Ny amin’ireo levita sisa dia izao: Tamin’ny taranak’i Hamrama dia i Sobaela; ary tamin’ny zanakalahin’i Sobaela dia i Jehedeià.


Ny levita naman’ireo kosa dia nisy mpiandraikitra ny zavatra sarobidy tao an-tempolin’Andriamanitra, zavatra sarobidy izay voatokana ho an’Andriamanitra.


Ho an’ny Hamramita sy Jitseharita ary Hebrônita sy Hozielita,


Ny havan’i Sobaela, avy amin’i Elihezera (rahalahin’i Gersôma), dia ireto avy: i Rehabià zanakalahin’i Elihezera, i Jesahià zanakalahin’i Rehabià, i Jôrama zanakalahin’i Jesahià, i Zikrỳ zanakalahin’i Jôrama, ary i Selômôta zanakalahin’i Zikrỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra