Niaraka tamin’i Hemàna sy i Jedotòna, dia nisy trompetra sy kipantsona natao hampanenoina ary zava-maneno hafa natao hanarahana ny hira ho an’Andriamanitra; ary ny zanakalahin’i Jedotòna no mpiandry vavahady.
1Tantara 25:7 - DIEM PROTESTANTA Ireo rehetra efa havanana amin’ny hira ireo, miaraka amin’ny sokaji-mpihira izay ofaniny koa hihira ho an’ny TOMPO, dia 288 no isany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny isan’izy ireo, miaraka amin’ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an’NY TOMPO ka tonga lafatra ny fahaizany azy, dia valo amby valopolo sy roanjato. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo rehetra efa havanana amin’ny hira ireo, miaraka amin’ny sokaji-mpihira izay ofaniny koa hihira ho an’ny TOMPO, dia 288 no isany. Baiboly Katolika Ny isan’izy ireo, mbamin’ny rahalahiny, izay efa nianatra nihira ho an’i Iaveh, izay rehetra efa nahay tsara, dia 288. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny isany mbamin’ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an’i Jehovah–izay rehetra nahay–dia valo amby valo-polo amby roan-jato. Malagasy Bible Ary ny isany mbamin'ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an'i Jehovah izay rehetra nahay dia valo amby valo-polo amby roan-jato. La Bible en Malgache Ny isan’izy ireo, miaraka amin’ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an’NY TOMPO ka tonga lafatra ny fahaizany azy, dia valo amby valopolo sy roanjato. |
Niaraka tamin’i Hemàna sy i Jedotòna, dia nisy trompetra sy kipantsona natao hampanenoina ary zava-maneno hafa natao hanarahana ny hira ho an’Andriamanitra; ary ny zanakalahin’i Jedotòna no mpiandry vavahady.
ny efatra arivo ho mpiandry varavarana; ary ny efatra arivo ho mpidera ny TOMPO amin’ny zava-maneno namboariko hiderana Azy.
Nahatoky tokoa ny fomba fiasan’ny olona, teo ambany fifehezan’ireto levita ireto: dia i Jahata sy i Hôbadià tamin’ny taranak’i Merarỳ, ary koa i Zakarià sy i Mesolama tamin’ny taranak’i Kehata. Nisy levita hafa, izay samy mpiangaly zava-maneno avokoa,