1Tantara 23:5 - DIEM PROTESTANTA
ny efatra arivo ho mpiandry varavarana; ary ny efatra arivo ho mpidera ny TOMPO amin’ny zava-maneno namboariko hiderana Azy.
Jereo ny toko
ho mpiandry varavarana ny efatra arivo, ary ho mpidera NY TOMPO amin’ny zavatra namboariko hiderana Azy ny efatra arivo.
Jereo ny toko
ny efatra arivo ho mpiandry varavarana; ary ny efatra arivo ho mpidera ny TOMPO amin’ny zava-maneno namboariko hiderana Azy.
Jereo ny toko
ny 4.000 ho mpiandry varavarana, ary ny 4.000 ho mpidera an’i Iaveh amin’ny zava-maneno nataoko hankalazana Azy.»
Jereo ny toko
ary ny efatra arivo ho mpiandry varavarana, ary ny efatra arivo ho mpidera an’i Jehovah amin’ny zavatra namboariko hiderana Azy.
Jereo ny toko
ary ny efatra arivo ho mpiandry varavarana, ary ny efatra arivo ho mpidera an'i Jehovah amin'ny zavatra namboariko hiderana Azy.
Jereo ny toko
ho mpiandry varavarana ny efatra arivo, ary ho mpidera NY TOMPO amin’ny zavatra namboariko hiderana Azy ny efatra arivo.
Jereo ny toko