–Ndeha mitenena amin’i Davida hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Famaizana telo no ataoko eto anoloanao, koa fidio izay iray hampihariko aminao».
1Tantara 21:11 - DIEM PROTESTANTA Dia nankany amin’i Davida i Gada ka nanao taminy hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Mifidiana ianao: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nankany amin’i Davida i Gada ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Anao ny safidy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nankany amin’i Davida i Gada ka nanao taminy hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Mifidiana ianao: Baiboly Katolika Dia nankany amin’i Davida i Gada ka nanao taminy hoe: «Izao no lazain’i Iaveh: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Gada nankany amin’i Davida ka nanao taminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Mifidia: Malagasy Bible Ary Gada nankany amin'i Davida ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Mifidia: La Bible en Malgache Ary nankany amin’i Davida i Gada ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Anao ny safidy. |
–Ndeha mitenena amin’i Davida hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Famaizana telo no ataoko eto anoloanao, koa fidio izay iray hampihariko aminao».
telo taona hisian’ny mosary ve; sa telo volana haharesy anao eo anatrehan’ny mpiady aminao sy hahatraran’ny sabatry ny fahavalonao anao; sa telo andro hamelezan’ny TOMPO amin’ny sabatra, dia ny aretina pesta, ka ny anjelin’ny TOMPO no hanao fandringanana eran’ny tanin’i Israely? Koa hevero tsara izay valin-teny hoentiko any amin’Ilay naniraka ahy.