Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 21:10 - DIEM PROTESTANTA

10 –Ndeha mitenena amin’i Davida hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Famaizana telo no ataoko eto anoloanao, koa fidio izay iray hampihariko aminao».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Mandehana ka lazao amin’i Davida hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zavatra telo loha no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 –Ndeha mitenena amin’i Davida hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Famaizana telo no ataoko eto anoloanao, koa fidio izay iray hampihariko aminao».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 «Mandehana milaza amin’i Davida hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Zavatra telo no ataoko eo anoloanao, ka ny iray no fidio dia hataoko aminao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Mandehana, ka lazao amin’i Davida hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Zavatra telo loha no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Mandehana, ka lazao amin'i Davida hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zavatra telo loha no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Mandehana ka lazao amin’i Davida hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zavatra telo loha no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 21:10
9 Rohy Ifampitohizana  

Dia nankany amin’i Davida i Gada ka nanao taminy hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Mifidiana ianao:


Ary hoy ny TOMPO tamin’i Gada, mpanolotsainan’i Davida:


Fa izay tian’ny TOMPO no anariny toy ny ataon-dray amin’ny zanany malala.


Fa niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO ka nanao hoe: –Satria tsy nino Ahy ianareo ka tsy naneho ny fahamasinako teo anatrehan’ny Israelita, dia tsy hitondra ity fiangonana ity ho any amin’ny tany izay omeko azy ianareo.


Nefa raha tàhiny tsy sitrakareo ny hanompo ny TOMPO, dia fidio anio izay hotompoinareo, na ny andriamanitra izay notompoin’ny razanareo tany ampitan’i Eofrata na ny andriamanitry ny Amôrita izay mponina teto amin’ny tany onenanareo; fa izaho sy ny ankohonako kosa dia hanompo ny TOMPO izahay.


Izay rehetra tiako no anariko sy faiziko; mazotoa àry, ka ialao ny toe-dratsinao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra