I Hefà, vadikelin’i Kaleba, no reny niteraka an’i Haràna sy i Môtsà ary i Gazeza. I Haràna no ray niteraka an’i Jaheday;
1Tantara 2:47 - DIEM PROTESTANTA ary ny zanakalahin’i Jaheday dia i Regema sy i Jôtama, i Gesàna sy i Peleta ary i Hefà sy i Sahafy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Jeday dia i Regema, i Jotama, i Gesana, i Paleta, i Efaha ary i Safa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary ny zanakalahin’i Jaheday dia i Regema sy i Jôtama, i Gesàna sy i Peleta ary i Hefà sy i Sahafy. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Jahadaia: i Regoma, i Joatana, i Gosàna, i Faleta, i Efah, ary i Saafa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Jeday dia Ragema sy Jotama sy Gesana sy Paleta sy Efaha ary Safa. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Jeday dia Ragema sy Jotama sy Gesana sy Paleta sy Efaha ary Safa. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Jeday dia i Regema, i Jotama, i Gesana, i Paleta, i Efaha ary i Safa. |
I Hefà, vadikelin’i Kaleba, no reny niteraka an’i Haràna sy i Môtsà ary i Gazeza. I Haràna no ray niteraka an’i Jaheday;