Ireo zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jerahimeela, dia i Mesà, lahimatoa sady rain’i Zifa, ary i Maresa rain’i Hebrôna.
1Tantara 2:43 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Kora sy i Tapoa ary i Rekema sy i Sema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Hebrona dia i Kora, i Tapoa, i Rekema ary i Sema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Kora sy i Tapoa ary i Rekema sy i Sema. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Hebrôna: i Kôre, i Tafoà, i Rekema, ary i Samà. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Hebrona dia i Kora, i Tapoa, i Rekema ary i Sema. |
Ireo zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jerahimeela, dia i Mesà, lahimatoa sady rain’i Zifa, ary i Maresa rain’i Hebrôna.
I Sema no ray niteraka an’i Rahama izay rain’i Jôrkehama. I Rekama no ray niteraka an’i Samay;