Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera.
1Tantara 2:33 - DIEM PROTESTANTA Ary ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Peleta sy i Zazà. Ireo avy no taranak’i Jerehimeela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Paleta sy i Zazà. Ireo no zanakalahin’i Jeramela. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Peleta sy i Zazà. Ireo avy no taranak’i Jerehimeela. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Jonatàna: i Faleta sy i Zizà. Ireo no zanaka lahin’i Jerameela. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin’i Jeramela. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin'i Jeramela. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Paleta sy i Zazà. Ireo no zanakalahin’i Jeramela. |
Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera.
Tsy nisy zazalahy ny zanak’i Sesàna fa zazavavy avokoa. I Sesàna kosa nanana mpanompo ejiptianina iray: i Jarehà no anarany.