I Rama no ray niteraka an’i Haminadaba; i Haminadaba no ray niteraka an’i Nahasôna izay filohan’ny taranak’i Joda.
1Tantara 2:11 - DIEM PROTESTANTA I Nahasôna no ray niteraka an’i Salmà; i Salmà no ray niteraka an’i Bôhaza. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary i Nasona no niteraka an’i Salma; i Salma no niteraka an’i Boaza; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Nahasôna no ray niteraka an’i Salmà; i Salmà no ray niteraka an’i Bôhaza. Baiboly Katolika I Nahasôna niteraka an’i Salmà, i Salmà niteraka an’i Booza, Baiboly Protestanta Malagasy ary Nasona niteraka an’i Salma; ary Salma niteraka an’i Boaza; Malagasy Bible ary Nasona niteraka an'i Salma; ary Salma niteraka an'i Boaza; La Bible en Malgache ary i Nasona no niteraka an’i Salma; i Salma no niteraka an’i Boaza; |
I Rama no ray niteraka an’i Haminadaba; i Haminadaba no ray niteraka an’i Nahasôna izay filohan’ny taranak’i Joda.
dia i Davida zanakalahin’i Jisay, zafin’i Ôbeda, zafiafin’i Bôhaza, zafin-dohalik’i Salà, zafin-kitrokelin’i Nahasôna,
Dia nanontany ilay mpanompony, sady lehiben’ny mpijinja, i Bôhaza nanao hoe: –Mba iza io vehivavy tanora io?