Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 4:21 - DIEM PROTESTANTA

21 i Salmôna, ray niteraka an’i Bôhaza; i Bôhaza, ray niteraka an’i Hôbeda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 i Salmona dia niteraka an’i Boaza; i Boaza dia niteraka an’i Obeda;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 i Salmôna, ray niteraka an’i Bôhaza; i Bôhaza, ray niteraka an’i Hôbeda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 ary Salmona niteraka an’i Boaza; ary Boaza niteraka an’i Obeda;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 ary Salmona niteraka an'i Boaza; ary Boaza niteraka an'i Obeda;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 i Salmona dia niteraka an’i Boaza; i Boaza dia niteraka an’i Obeda;

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 4:21
6 Rohy Ifampitohizana  

I Salmôna, ray niteraka an’i Bôhaza (ary dia i Rahaba no reniny); i Bôhaza, ray niteraka an’i Ôbeda (ary i Rota no reniny); i Ôbeda, ray niteraka an’i Jisay;


dia i Davida zanakalahin’i Jisay, zafin’i Ôbeda, zafiafin’i Bôhaza, zafin-dohalik’i Salà, zafin-kitrokelin’i Nahasôna,


Dia nanontany ilay mpanompony, sady lehiben’ny mpijinja, i Bôhaza nanao hoe: –Mba iza io vehivavy tanora io?


i Haminadaba, ray niteraka an’i Nahasôna; Nahasôna, ray niteraka an’i Salmôna;


i Hôbeda, ray niteraka an’i Jisay; ary i Jisay no ray niteraka an’i Davida.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra