Rota 4:22 - DIEM PROTESTANTA22 i Hôbeda, ray niteraka an’i Jisay; ary i Jisay no ray niteraka an’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 i Obeda dia niteraka an’i Jese, ary i Jese dia niteraka an’i Davida. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 i Hôbeda, ray niteraka an’i Jisay; ary i Jisay no ray niteraka an’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 ary Obeda niteraka an’i Jese; ary Jese niteraka an’i Davida. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 ary Obeda niteraka an'i Jese; ary Jese niteraka an'i Davida. Jereo ny toko |
Hoy ny TOMPO tamin’i Samoela: –Mandra-pahoviana ihany no halahelovanao an’i Saoly, nefa na Izaho aza efa nandà azy tsy ho mpanjakan’i Israely intsony? Raiso ny diloilonao, dia mandehana; fa irahiko ho any amin’i Jisay any Betlehema ianao, satria efa nifidy anankiray tamin’ny zanany aho mba ho mpanjaka.