Ary ny sisa tamin’ny tafika kosa natolony hoentin’i Abisy rahalahiny, ka ireo no nilahatra hiady tamin’ny Hamônita.
1Tantara 19:10 - DIEM PROTESTANTA Rehefa hitan’i Jôaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny vava ady, dia nifantina izay miaramila israelita mendrika indrindra izy ka nandahatra azy teo anoloan’ny Sirianina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa hitan’i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo dia nifidy olona tamin’ireo voafantina tamin’ny Israely rehetra izy ka nalahany hiady tamin’ny Arameana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa hitan’i Jôaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny vava ady, dia nifantina izay miaramila israelita mendrika indrindra izy ka nandahatra azy teo anoloan’ny Sirianina. Baiboly Katolika Nony hitan’i Jôaba fa samy nisy vava ady teo anoloany sy teo ivohony, dia antokony iray tamin’izay voafantina tamin’i Israely no nofidiny sy nalahany hifanatrika amin’ny Sirianina, Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa hitan’i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin’ireo voafantina tamin’ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin’ny Syriana. Malagasy Bible Ary rehefa hitan'i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin'ireo voafantina tamin'ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin'ny Syriana. La Bible en Malgache Rehefa hitan’i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo dia nifidy olona tamin’ireo voafantina tamin’ny Israely rehetra izy ka nalahany hiady tamin’ny Arameana. |
Ary ny sisa tamin’ny tafika kosa natolony hoentin’i Abisy rahalahiny, ka ireo no nilahatra hiady tamin’ny Hamônita.
Ary niainga kosa ny Hamônita ka nilahatra hiady teo akaikin’ny vavahadin-drenivohiny; fa ireo mpanjaka izay tonga hanampy kosa naka toerana teny an-tsaha.
Ny Israelita tafiditra tao an-tanàna moa nivoaka hamely azy koa, hany ka latsaka teo afovoan’ny Israelita roa tonta ireo lehilahin’i Hay; nasian’ny Israelita ry zareo ka tsy nisy afa-nandositra, ary tsy nisy niangana velona