1Tantara 19:9 - DIEM PROTESTANTA9 Ary niainga kosa ny Hamônita ka nilahatra hiady teo akaikin’ny vavahadin-drenivohiny; fa ireo mpanjaka izay tonga hanampy kosa naka toerana teny an-tsaha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Nandeha nilahatra hiady teo anoloan’ny vavahadin’ny tanàna ny taranak’i Amona, fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ary niainga kosa ny Hamônita ka nilahatra hiady teo akaikin’ny vavahadin-drenivohiny; fa ireo mpanjaka izay tonga hanampy kosa naka toerana teny an-tsaha. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Dia nivoaka ny taranak’i Amôna, ka nilahatra hiady teo am-bavahadin’ny tanàna; iretsy mpanjaka tonga kosa nitokana teny an-tsaha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary ny taranak’i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan’ny vavahadin’ny tanàna; fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary ny taranak'i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan'ny vavahadin'ny tanàna; fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Nandeha nilahatra hiady teo anoloan’ny vavahadin’ny tanàna ny taranak’i Amona, fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha. Jereo ny toko |
Dia niantso vonjy tamin’ny TOMPO Andriamaniny i Asà ka nanao hoe: –TOMPO ô, tsy misy afa-tsy Ianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian’ny matanjaka izy; ka vonjeo izahay, ry TOMPO Andriamanitray ô, fa Ianao no iankinanay ary ny anaranao no irosoanay hiady amin’ity tafika goavana ity. TOMPO ô, Ianao no Andriamanitray, ka aza avela hisy olombelona haharesy Anao.