1Tantara 17:6 - DIEM PROTESTANTA
Nandritra ny fotoana rehetra nifindrafindrako manerana an’i Israely, dia nanendry ireo mpitsaran’i Israely Aho mba ho mpiandry ny vahoakako; kanefa tsy nisy nomeko tsiny na dia anankiray tamin’ireo mpitsara ireo aza ka nilazako hoe: Nahoana Aho no tsy nanaovanareo trano vita hazo sedera?›
Jereo ny toko
Ary tamin’izay rehetra nifindrafindrako niaraka tamin’ny Israely, moa nisy nitenenako akory va ny mpitsaran’ny Israely izay notendreko ho mpiandry ny oloko ka nilazako hoe: Nahoana no tsy nanao trano sedera ho Ahy ianareo?

Nandritra ny fotoana rehetra niarahako nandeha tamin’i Israely rehetra, moa mba nilaza teny indraimbava Aho tamin’ny anankiray amin’ireo mpitsara an’i Israely izay nasaiko hamahana ny vahoakako, nanao hoe: Nahoana ianao no tsy manao trano sedera ho Ahy?
Jereo ny toko
Ary tamin’izay rehetra nifindrafindrako niaraka tamin’ny Isiraely moa nisy nitenenako akory va ny mpitsaran’ny Isiraely, izay notendreko ho mpiandry ny oloko, ka nanaovako hoe: Nahoana no tsy nanao trano sedera ho Ahy hianareo?
Jereo ny toko
Ary tamin'izay rehetra nifindrafindrako niaraka tamin'ny Isiraely moa nisy nitenenako akory va ny mpitsaran'ny Isiraely, izay notendreko ho mpiandry ny oloko, ka nanaovako hoe: Nahoana no tsy nanao trano sedera ho Ahy ianareo?