Mika 5:4 - DIEM PROTESTANTA4 izy no hitondra fiadanana! –Raha tonga hanafika ny tanintsika ny Asirianina ka hitsofoka hatraty an-dapantsika, dia hanangana mpitari-tafika marobe hamelezana azy isika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary Izy no ho fiadanana. Raha tonga eto amin’ny tanintsika ny Asiriana ka miditra ao amin’ny tranobentsika dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 izy no hitondra fiadanana! –Raha tonga hanafika ny tanintsika ny Asirianina ka hitsofoka hatraty an-dapantsika, dia hanangana mpitari-tafika marobe hamelezana azy isika. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Izy no ho fiadanana. Rehefa ho tonga eto amin’ny tanintsika ny Asirianina, ka hanitsaka ny lapantsika ny tongony, dia hanangana mpiandry ondry fito isika, hamely azy, sy mpifehy ny vahoaka valo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary Izy no ho fiadanana; Raha tonga eto amin’ny tanin-tsika ny Asyriana Ka miditra ao amin’ny tranobentsika, Dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary Izy no ho fiadanana; Raha tonga eto amin'ny tanin-tsika ny Asyriana Ka miditra ao amin'ny tranobentsika, Dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary Izy no ho fiadanana. Raha tonga eto amin’ny tanintsika ny Asiriana ka miditra ao amin’ny tranobentsika dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika. Jereo ny toko |
Hofoanany tsy ho ao Efraîma intsony ny kalesy ary tsy ho ao Jerosalema ny soavaly fitondra miady Hopotehiny ny tsipîkan’ady ary hilaza fiadanana amin’ny firenena Izy. Ny fifehezany dia hatreo amin’ny ranomasina iray ka hatrany amin’ny ranomasina iray hafa, ary hatreo amin’ny onin’i Eofrata ka hatrany am-paran’ny tany.