Tonga tao Gôrena-Atàda, any am-pitan’i Jôrdàna izy ireo. Tao no nankalazany tamin’ny fomba manetriketrika sy manohina tokoa ny famoizana an’i Jakôba, fa naharitra fito andro ny fisaonan’i Jôsefa an-drainy.
1Tantara 13:9 - DIEM PROTESTANTA Nony tonga teo akaikin’ny famoloan’i Kidôna izy ireo, dia naninji-tanana hihazona ny Vatamasina i Hozà satria saika hazeran’ny omby io. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony tonga teo amin’ny famoloan’i Kidona izy dia nanatsotra ny tanany hihazona ny vata misy ny Fanekena i Oza, satria nibolasitra ny omby. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony tonga teo akaikin’ny famoloan’i Kidôna izy ireo, dia naninji-tanana hihazona ny Vatamasina i Hozà satria saika hazeran’ny omby io. Baiboly Katolika Nony tonga teo am-pamoloan’i Kidôna, dia naninjitra ny tanany hihazona ny Fiara i Ozà, fa nisolafaka ny omby. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony tonga teo amin’ny famoloan’i Kidona izy, dia naninjitra ny tànany hihazona ny fiara Oza, satria nazeran’ny omby izany. Malagasy Bible Ary nony tonga teo amin'ny famoloan'i Kidona izy, dia naninjitra ny tànany hihazona ny fiara Oza, satria nazeran'ny omby izany. La Bible en Malgache Nony tonga teo amin’ny famoloan’i Kidona izy dia nanatsotra ny tanany hihazona ny vata misy ny Fanekena* i Oza, satria nibolasitra ny omby. |
Tonga tao Gôrena-Atàda, any am-pitan’i Jôrdàna izy ireo. Tao no nankalazany tamin’ny fomba manetriketrika sy manohina tokoa ny famoizana an’i Jakôba, fa naharitra fito andro ny fisaonan’i Jôsefa an-drainy.
Nony tonga teo akaikin’ny famoloan’i Nakôna izy ireo, dia naninji-tanana hihazona ny Vatamasina i Hozà satria saika hazeran’ny omby io.
Na dia ny mpisorona izay mahazo manatona AHY aza dia tsy maintsy hanoman-tena fandrao mahafaty azy AHO.
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Ndeha midina ianao, ka ento miakatra miaraka aminao i Aharôna. Nefa aoka ireo mpisorona sy ny vahoaka tsy hirohotra hiakatra atỳ amiko, fandrao hamely azy ho faty Aho.