1Tantara 11:40 - DIEM PROTESTANTA i Hirà sy i Gareba, samy taranak’i Jetera; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ira jitrita, i Gareba jitrita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hirà sy i Gareba, samy taranak’i Jetera; Baiboly Katolika i Irà, avy any Jetera, i Gareba avy any Jetera; Baiboly Protestanta Malagasy sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita Malagasy Bible sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita La Bible en Malgache Ira jitrita, i Gareba jitrita, |
i Tselèka, ilay Hamônita; i Naharay, avy any Beerôta, mpitondra ny fiadian’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià;
ary ireo tarika tao Kiriata-Jeharîma, dia ny Jitrita sy ny Potita mbamin’ny Somatita sy ny Misrahita; avy tamin’ireo tarika ireo no nipoiran’ny Tsôrehatita sy ny Estaolita.