1Tantara 10:5 - DIEM PROTESTANTA
Ary rehefa hitan’ilay mpitondra ny fitaovam-piadiany fa maty i Saoly, dia mba nianjerany koa ny sabany ka maty izy.
Jereo ny toko
Rehefa hitan’ny mpitondra ny fiadiana fa maty i Saoly dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy ka maty.
Jereo ny toko
Ary rehefa hitan’ilay mpitondra ny fitaovam-piadiany fa maty i Saoly, dia mba nianjerany koa ny sabany ka maty izy.
Jereo ny toko
Vao hitan’ilay mpitondra fiadiana fa maty i Saola, dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy, ka maty.
Jereo ny toko
Ary rehefa hitan’ny mpitondra ny fiadiana fa maty Saoly, dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy ka maty.
Jereo ny toko
Ary rehefa hitan'ny mpitondra ny fiadiana fa maty Saoly, dia mba nianjera tamin'ny sabany koa izy ka maty.
Jereo ny toko
Rehefa hitan’ny mpitondra ny fiadiana fa maty i Saoly dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy ka maty.
Jereo ny toko