Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama ary i Kenaza.
1Tantara 1:53 - DIEM PROTESTANTA i Kenaza sy i Temàna, Mibitsara Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Kenaza loham-pireneny, i Temana loham-pireneny, i Mibzara loham-pireneny, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Kenaza sy i Temàna, Mibitsara Baiboly Katolika i Finôna loham-pirenena, i Seneza loham-pirenena, i Temàna loham-pirenena, i Nabasa loham-pirenena, Baiboly Protestanta Malagasy Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny, Malagasy Bible Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny, La Bible en Malgache i Kenaza loham-pireneny, i Temana loham-pireneny, i Mibzara loham-pireneny, |
Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama ary i Kenaza.
Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama, i Kenaza sy i Timnà ary i Hamalèka.
Fanambarana momba an’i Edôma. Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: Tsy misy olon-kendry intsony ve ao Temàna? Efa very saina ve ireo matsilo saina? Sa efa vasoka ny fahendreny?