Genesisy 36:11 - DIEM PROTESTANTA11 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama ary i Kenaza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana, i Omara, i Zefo, i Gatama ary i Kenaza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama ary i Kenaza. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Ny zanaka lahin’i Elifaza dia i Temàna, i Omara, i Sefao, i Gatama ary i Seneza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary ny zanakalahin’i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary ny zanakalahin'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza. Jereo ny toko |