Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada, zanakalahin’i Bedada, avy ao an-tanànan’i Havita. Izy io no nandresy ny Midianita teny an-tsahan’i Môaba.
1Tantara 1:46 - DIEM PROTESTANTA Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada zanakalahin’i Bedada, ka i Havita no anaran’ny tanàna fiaviany: izy no namely ny Midianita tao amin’ny tanin’i Môaba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Maty i Hosama; nanjaka nandimby azy i Hadada, zanak’i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ny tanànany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada zanakalahin’i Bedada, ka i Havita no anaran’ny tanàna fiaviany: izy no namely ny Midianita tao amin’ny tanin’i Môaba. Baiboly Katolika Maty i Hosama, ka i Hadada zanak’i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy ny Madianita tany amin’ny tanin’i Moaba. Avita no anaran-tanànany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak’i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ny tanànany. Malagasy Bible Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany. La Bible en Malgache Maty i Hosama; nanjaka nandimby azy i Hadada, zanak’i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ny tanànany. |
Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada, zanakalahin’i Bedada, avy ao an-tanànan’i Havita. Izy io no nandresy ny Midianita teny an-tsahan’i Môaba.
Rehefa maty i Jôbaba, dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy amin’ny tanin’ny Temanîta.