Ireto avy no filoham-pianakavian’ny Hôrita: i Lôtana sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà,
1Tantara 1:41 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hanà dia i Disôna; ny zanakalahin’i Disôna dia i Hamràna sy i Esbàna ary i Jitràna sy i Keràna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Ana dia i Disona. Ny zanakalahin’i Disona dia i Hamrana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hanà dia i Disôna; ny zanakalahin’i Disôna dia i Hamràna sy i Esbàna ary i Jitràna sy i Keràna. Baiboly Katolika Zanak’i Disona: i Hamràna, i Esebàna, i Jetràna, ary i Karàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin’i Disona dia Hamrana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin'i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Ana dia i Disona. Ny zanakalahin’i Disona dia i Hamrana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana. |
Ireto avy no filoham-pianakavian’ny Hôrita: i Lôtana sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà,
Ny zanakalahin’i Sôbala dia i Haliàna sy i Manahata, i Hebala sy i Sefao ary i Ônama. Ny zanakalahin’i Tsibehôna dia i Aià sy i Hanà.
Ny zanakalahin’i Etsera dia i Bilehàna sy i Zahavàna ary i Jahakano. Ny zanakalahin’i Disàna dia i Hotsy sy i Aràna.