Noho izany, dia lasa izy nankany amin’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, ka naka vady an’i Mahalato zanany vavy sady anabavin’i Nebaiôta, ho fanampin’izay efa nananany.
1Tantara 1:29 - DIEM PROTESTANTA Ireto avy no taranak’izy telo mianaka: I Nebaiôta no lahimatoan’i Jismahela, dia i Kedara sy i Abdeola, i Mibsama Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no taranak’izy ireo: I Nebaiota, lahimatoan’Ismaela, i Kedara, i Abdela, i Mibsama, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto avy no taranak’izy telo mianaka: I Nebaiôta no lahimatoan’i Jismahela, dia i Kedara sy i Abdeola, i Mibsama Baiboly Katolika Ka izao no taranak’ireo: I Nabaiôta, zanak’i Ismaely lahimatoa, i Sedara, i Abdeela, i Mabsana, Baiboly Protestanta Malagasy Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan’Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama Malagasy Bible Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama La Bible en Malgache Izao no taranak’izy ireo: I Nebaiota, lahimatoan’Ismaela, i Kedara, i Abdela, i Mibsama, |
Noho izany, dia lasa izy nankany amin’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, ka naka vady an’i Mahalato zanany vavy sady anabavin’i Nebaiôta, ho fanampin’izay efa nananany.
Ireo zana-tsipîka maranitra fitondra miady, sady voarehitra tamin’ny vainafon’anjavidy!
Ry tovovavin’i Jerosalema ô, zarazara hoditra aho nefa bikana; ny tarehiko dia mivalomainty toy ny lain’ireo mpifindrafindra lasy, nefa meva toy ny temitr’i Salômôna.
Ho vitsy kely sisa no tavela amin’ireo mpandefa tsipîka sy ireo miaramila voafantin’i Kedara.» Izany no tenin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Hangonina ao aminao avokoa ny ondry aman’osin’ny Kedarita, ary haroso amin’ny fanompoam-pivavahanao ny ondrilahin’ny Nebaiôta; hakarina eo amin’ny alitara ireny ho sorona ankasitrahin’ny Tompo. Dia izany no hampamirapiratany an’ilay tempoly itoeran’ny famirapiratany.