1Tantara 1:18 - DIEM PROTESTANTA I Arpaksada no ray niteraka an’i Kaina; i Kaina no ray niteraka an’i Salà; i Salà no ray niteraka an’i Hebera. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Arpaksada no niteraka an’i Sela; i Sela no niteraka an’i Ebera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Arpaksada no ray niteraka an’i Kaina; i Kaina no ray niteraka an’i Salà; i Salà no ray niteraka an’i Hebera. Baiboly Katolika I Arfaksada niteraka an’i Sale, ary i Sale niteraka an’i Hebera. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Arpaksada niteraka an’i Sela; ary Sela niteraka an’i Ebera. Malagasy Bible Ary Arpaksada niteraka an'i Sela; ary Sela niteraka an'i Ebera. La Bible en Malgache I Arpaksada no niteraka an’i Sela; i Sela no niteraka an’i Ebera. |
Ny zanakalahin’i Sema dia i Helama sy i Asora, i Arama sy i Arpaksada, i Loda sy i Arama, i Hotsa sy i Hola ary i Getera sy i Mesèka.
i Hebera niteraka zanaka roa lahy: ny anaran’ny voalohany dia i Pelega (izay midika hoe «Fizarana») satria tamin’ny androny no nizara ny olombelona teto an-tany; ary i Jôktàna no anaran’ny rahalahiny.