Tenin’i Nehemia zanak’i Helkiasa. Tamin’ny volana Kasleo, taona faha roapolo, raha tao an-dapa, tany Sosa aho,
Zakaria 7:1 - Baiboly Katolika Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariosa, tonga tamin’i Zakaria ny tenin’i Iaveh, tamin’ny andro fahefatry ny volana fahasivy, volana Kasleo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariosy no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO tamin’i Zakaria, tamin’ny andro fahefatra tamin’ny volana fahasivy na Kisleo. DIEM PROTESTANTA Ary tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariôsa, fony andro fahefatry ny volana fahasivy na ny volana Kisleo, no nisy hafatry ny TOMPO tamiko. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariôsa, fony andro fahefatry ny volana fahasivy na ny volana Kisleo, no nisy hafatry ny TOMPO tamiko. Baiboly Protestanta Malagasy ARY tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariosa no nahatongavan’ny tenin’i Jehovah tamin’i Zakaria, tamin’ny andro fahefatra tamin’ny volana fahasivy (Kisleva izany); Malagasy Bible Ary tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Dariosa no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah tamin'i Zakaria, tamin'ny andro fahefatra tamin'ny volana fahasivy (Kisleva izany); La Bible en Malgache Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariosy no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO tamin’i Zakaria, tamin’ny andro fahefatra tamin’ny volana fahasivy na Kisleo. |
Tenin’i Nehemia zanak’i Helkiasa. Tamin’ny volana Kasleo, taona faha roapolo, raha tao an-dapa, tany Sosa aho,
Tamin’ny andro faha-24n’ny volana fahasivy, taona faharoa, nanjakan’i Dariosa, tonga ny tenin’i Iaveh, tamin’ny alalan’i Akjea, mpaminany, nanao hoe:
Tonga fanindroany tamin’i Akjea ny tenin’i Iaveh, tamin’ny andro faha-24n’ny volana nanao hoe:
Tamin’ny volana fahavalo, taona faharoa nanjakan’i Dariosa, ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Zakaria, mpaminany, zanak’i Barakia, zanak’i Adô, nanao hoe: