Zakaria 4:7 - Baiboly Katolika
Iza moa ianao, ry tendrombohitra lehibe, eo anoloan’i Zôrôbabela? Ho tany lemaka ihany ianao. Ary izy hanangana ny vato hatao tendrony, eo amin’ny fihobiana hoe: ‹Fahasoavana, fahasoavana anie ho ao aminy!› »
Jereo ny toko
Iza moa ianao, ry tendrombohitra lehibe? Ho tonga tany lemaka eo anoloan’i Zerobabela ianao. Izy no hitondra ny vato hatao tendrony sady hisy antsoantso hoe: Fahasoavana, fahasoavana anie ho aminy!
Jereo ny toko
Sady niteny koa ny Tompo hoe: «Sakana va io tendrombohitra lehibe io? Holemahin’i Zerobabela izy. Hoesoriny avy ao ny vato izay hatao tendron’ny tempoly ka hantsoantsoin’ny olona hoe: ‹Mahafinaritra, mahafinaritra!› »

Iza moa hianao, ry tendrombohitra lehibe? Ho tonga tany lemaka eo anoloan’i Zerobabela hianao; ary ho entiny mivoaka ny vato hatao tendrony sady hisy fiantsoana hoe: Fahasoavana, fahasoavana anie ho aminy!
Jereo ny toko
Iza moa ianao, ry tendrombohitra lehibe ? Ho tonga tany lemaka eo anoloan'i Zerobabela ianao; ary ho entiny mivoaka ny vato hatao tendrony sady hisy fiantsoana hoe: Fahasoavana, fahasoavana anie ho aminy!