Zakaria 4:1 - Baiboly Katolika Niverina ilay Anjely niresaka tamiko, ary nofohaziny, toy ny famoha olo-matory, aho, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory. DIEM PROTESTANTA Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko, ka namoha ahy toy ny famoha olona matory Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko, ka namoha ahy toy ny famoha olona matory Baiboly Protestanta Malagasy ARY niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory. Malagasy Bible Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory. La Bible en Malgache Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory. |
Ka hoy aho: Inona ireo, tompoko? Dia hoy ilay Anjely niresaka tamiko: Hasehoko anao ny amin’ireo.
Namaly ilay Anjely niresaka tamiko ka nanao tamiko hoe: «Tsy fantatrao va ny hevitr’ireo zavatra ireo?» Ary hoy ny navaliko azy: «Tsia, tompoko.»
Navesatry ny tory ny mason’i Piera sy ny namany, nefa nahari-tory ihany izy, dia nahita ny voninahitr’i Jesoa mbamin’izy roalahy teo aminy.