Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:6 - Baiboly Katolika

Amin’ny andro rehetra iainanao, manàna an’Andriamanitra tsy miala ao an-tsainao, mitandrema tena mba tsy hinia hanao fahotana na oviana na oviana, na handika ny didin’ny Tompo Andriamanitrao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

satria ireo manao ny marina no hahomby amin’ny raharahany.

Jereo ny toko



Tôbita 4:6
0 Rohy Ifampitohizana