Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:7 - Baiboly Katolika7 Manaova fiantrana amin’ny anananao, aoka tsy havilinao tsy hijery ny mahantra na dia iray aza ny tavanao, dia tsy hiamboho anao koa amin’izany ny Tavan’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ireo rehetra manao asa soa no anaovy fiantrana avy amin’ny fanananao. Aoka ny fijerinao tsy hanenina rehefa nanao fiantrana ianao! Aza ahodina tsy hiatrika ny mahantra isan-karazany ny endrikao, dia hiatrika anao ny endrik’Andriamanitra. Jereo ny toko |