Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:4 - Baiboly Katolika

fa tsy maintsy tsarovanao ny fijaliana niaretany sy ny loza lehibe nila hanjò azy noho ny aminao, fony izy nitondra anao tao an-kibony.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

tsarovy, anaka, fa niatrika fijaliana maro izy fony nitondra anao tao am-bohòka. Rehefa ho faty izy, dia aleveno eo akaikiko ao amin’ny fasana iray ihany.

Jereo ny toko



Tôbita 4:4
0 Rohy Ifampitohizana