Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:3 - Baiboly Katolika

Raha avy izay handraisan’Andriamanitra ny fanahiko, dia aleveno ny vatako, hajao amin’ny andro rehetra iainanao ny reninao;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary nantsoin’i Tôbita ity zanany lahy; ka rehefa tonga teo aminy, dia nilazany hoe: –Ataovy tsara levenana aho, rehefa maty. Hajao ny reninao, ary aza ilaozana izy amin’ny andro rehetra hiainany. Ataovy izay mahafaly azy, fa aza mampalahelo azy na amin’inona na amin’inona;

Jereo ny toko



Tôbita 4:3
0 Rohy Ifampitohizana