Iaraho homana amin’ny noana sy ny mahantra ny haninao, ary ampitafio amin’izay fitafianao ny tsy mitafy.
Omeo sakafo izay avy nisaona nandevina olo-marina; fa aza anaovanao izany kosa ny mpanota.