Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 4:18 - Baiboly Katolika

18 Asaovy aroso ny mofo aman-divainao, amin’ny fandevenana ny olo-marina, fa aza mihinana izany na misotro akory miaraka amin’ny mpanota.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 «Akao torohevitra ny olon-kendry isan-karazany; ary aza atao tsirambina ny torohevitra tsara.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 4:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra