Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:15 - Baiboly Katolika

Raha misy olona miasa ho anao, aloavy miaraka amin’izay ny karamany, fa aza tanana izay karaman’ny mpikarama hijanona ao aminao na dia tapak’andro kely aza.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Izay zavatra halan’ny tenanao, dia aza atao amin’ny hafa. Aza misotro divay tafahoatra ka ho tonga mamon’izany; aoka ny hamamoana tsy hiara-dia aminao eny an-dalanao.

Jereo ny toko



Tôbita 4:15
0 Rohy Ifampitohizana