Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:14 - Baiboly Katolika

Aza avela hanjaka ao am-ponao, na amin’ny teninao, na oviana na oviana, ny fiavonavonana, fa io no fototra niandohan’ny ratsy rehetra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

«Aza tanana ho amin’ny ampitso ny karaman’ny mpiasa, fa aoka haloanao avy hatrany; raha manompo an’Andriamanitra araka izany ianao, dia hisy valisoa hasetriny anao. Mitandrema tena ianao, anaka, amin’ny zava-drehetra ataonao, ary aoka hiharihary fa tsara taiza ianao amin’ny fitondrantenanao manontolo!

Jereo ny toko



Tôbita 4:14
0 Rohy Ifampitohizana