Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 2:9 - Baiboly Katolika

Andriamanitra anefa no natahoran’i Tobia noho ny mpanjaka, ka nalainy ihany ny fatin’io novonoina, nafeniny tao an-tranony, dia naleviny nony alina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’io alina io, rehefa avy nandro ho fidiovako aho, dia lasa nitsotsotra tao an-tokotany, nanaraka ny lavan’ny tamboho; ary tsy nisaron-tava aho noho ny hafanana.

Jereo ny toko



Tôbita 2:9
0 Rohy Ifampitohizana