Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 2:2 - Baiboly Katolika

ka hoy izy tamin’ilay zanany: «Mandehana ary mitondrà mankatỳ olona vitsivitsy iray foko amintsika, izay matahotra an’Andriamanitra, hiara-misakafo amintsika.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ary nitondrana karazan-kanina matsiro maro; ka hoy aho tamin’i Tôbià zanako lahy: –Ndeha, anaka, mankany amin’ny Israelita havantsika voababo eto Ninive. Dia mitadiava mahantra anankiray miraiki-po manontolo amin’ny Tompo; ary ento izy hiara-misakafo amiko. Tsy mbola hitehin-kanina aho, anaka, mandra-piverinao.

Jereo ny toko



Tôbita 2:2
0 Rohy Ifampitohizana