Tôbita 2:13 - Baiboly Katolika Fa satria hatramin’ny fahazazany, no natahorany an’Andriamanitra, sy nitandremany ny didiny mandrakariva, dia tsy mba nanana alahelo tamin’Andriamanitra izy, tamin’izany azon-doza tonga jamba izany; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fony nanatona ahy ilay zanak’osy, dia nibarareoka; koa nantsoiko ny vadiko ary nanontaniako hoe: –Avy aiza izany zanak’osy izany? Raha zavatra nangalarina, dia avereno any amin’ny tompony; fa tsy mahazo mihinana na inona na inona avy amin’ny halatra isika. |