Mbola natory teo izy no nisy tain-tsidintsidina mbola mafana nilatsaka avy amin’ny akaniny, teo amin’ny masony roa ka tonga jamba izy.
Tamin’izay i Hanà vadiko no voatery nirotsaka tamin’ny asan-tanana fanaom-behivavy.