tonga nanatitra fandriana, vilia, kapoaka tany, frômenta, orja, lafarina, lango, tsaramaso, voanemba, lango,
Rota 2:14 - Baiboly Katolika Nony tonga ny fotoana fisakafoana, dia hoy i Booza tamin’i Rota: «Mandrosoa hihinana mofo ary atsobohy amin’ny vinaingitra ny tapa-mofonao». Dia nipetraka teo anilan’ny mpijinja izy, ary nomen’i Booza lango. Dia nihinana izy, ka voky, ary ny sisa notahiriziny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary rehefa tonga ny fotoam-pisakafoana dia hoy i Boaza taminy: Mankanesa atỳ ka mihinàna mofo, ary atsobohy amin’ny vinaingitra ny sombi-mofonao. Dia nipetraka teo anilan’ny mpijinja izy. Ary nakan-dRalehilahy lango izy dia nihinana ka voky, ary nisy sisa tsy laniny aza. DIEM PROTESTANTA Ary tamin’ny fotoana fisakafoana, dia hoy i Bôhaza tamin’i Rota: –Manatona atỳ hisakafo; makà tapa-mofo ary atsobohy ao anatin’ny lasôsy vinaingitra ny tapa-mofonao. Dia nipetraka teo anilan’ny mpijinja i Rota; ary notoloran’i Bôhaza lango izy. Dia nihinana ka voky, sady mbola nisy sisa notehiriziny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary tamin’ny fotoana fisakafoana, dia hoy i Bôhaza tamin’i Rota: –Manatona atỳ hisakafo; makà tapa-mofo ary atsobohy ao anatin’ny lasôsy vinaingitra ny tapa-mofonao. Dia nipetraka teo anilan’ny mpijinja i Rota; ary notoloran’i Bôhaza lango izy. Dia nihinana ka voky, sady mbola nisy sisa notehiriziny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa tonga ny fotoam-pisakafoana, dia hoy Boaza taminy: Mankanesa atỳ, ka mihinàna mofo, ary atsobohy amin’ny vinaingitra ny sombi-mofonao. Dia nipetraka teo anilan’ny mpijinja izy; ary nangalan-dralehilahy lango izy, dia nihinana ka voky, ary nisy sisa tsy làniny aza. Malagasy Bible Ary rehefa tonga ny fotoam-pisakafoana, dia hoy Boaza taminy: Mankanesa atỳ, ka mihinàna mofo, ary atsobohy amin'ny vinaingitra ny sombi-mofonao. Dia nipetraka teo anilan'ny mpijinja izy; ary nangalan-dralehilahy lango izy, dia nihinana ka voky, ary nisy sisa tsy laniny aza. La Bible en Malgache Ary rehefa tonga ny fotoam-pisakafoana dia hoy i Boaza taminy: Mankanesa atỳ ka mihinàna mofo, ary atsobohy amin’ny vinaingitra ny sombi-mofonao. Dia nipetraka teo anilan’ny mpijinja izy. Ary nakan-dRalehilahy lango izy dia nihinana ka voky, ary nisy sisa tsy laniny aza. |
tonga nanatitra fandriana, vilia, kapoaka tany, frômenta, orja, lafarina, lango, tsaramaso, voanemba, lango,
Mamelatra latabatra eo anoloako, eo imason’ny fahavaloko Ianao, feno mitafotafo ny kapoakako.
Fa ny andriana manan-kevitra mendrika andriana, sy hitsangan-kanao asa mendrika andriana.
Moa tsy ny hizaranao ny mofonao amin’izay noana va; sy ny hampiantranoanao ireo mahantra tsy manan-kidirana, sy ny hanafianao izay hitanao miboridana, ary ny tsy hivilianao tsy hijery ny tapaky ny tenanao?
Dia nihinana izy rehetra ka voky, ary nangonina ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika roa ambin’ny folo.
Hihinana ianao dia ho voky, ary hisaotra an’i Iaveh Andriamanitrao noho ny tany soa nomeny anao.
Ary hoy izy: «Akory ity fitia hitako teo imasonao, tompoko! Fa nampionona ahy ianao, ary niteny tamin’ny fon’ny ankizy vavinao ianao, na dia tsy tahaka ny anankiray amin’ny ankizy vavinao akory aza aho».
Avy eo dia nitsangana izy nitsimpona salohim-bary. Ary izao no teny nomen’i Booza ny mpanompony: «Aoka izy hitsimpona eny anelanelan’ny amboarany eny koa, fa aza manao izay hahamenatra azy,
Noraisiny izany dia nody nankany an-tanàna izy, ka hitan’ity rafozany izay voatsimpony, ary nalainy koa ilay sisa tsy laniny tamin’ny sakafony ka natolony azy.
Ary hoy i Isaï tamin’i Davida, zanany; «Ento ho an’ny rahalahinao ity lango iray efaha ity, sy ireto mofo folo ireto ka mandehana faingana mankany an-toby amin’ny rahalahinao.
Niaraka tamin’izay i Abigaila dia naka mofo roan-jato, divay roa siny hoditra, ondrilahy voavoatra dimy, lango dimy vata, vaingam-boaloboka maina zato, ary vaingan’aviavy maina roan-jato, nasampiny tamin’ny ampondra ireo,