Matio 14:20 - Baiboly Katolika20 Dia nihinana izy rehetra ka voky, ary nangonina ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika roa ambin’ny folo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia nihinana avokoa izy rehetra ka voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany dia nahafeno harona roa amby folo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Dia samy nihinana avokoa izy rehetra ka voky. Ary nentin’ireo mpianatra ny tapa-mofo aman-trondro ambiny ka nahafeno sobika 12. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Dia samy nihinana avokoa izy rehetra ka voky. Ary nentin’ireo mpianatra ny tapa-mofo aman-trondro ambiny ka nahafeno sobika 12. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno harona roa ambin’ny folo. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo. Jereo ny toko |